plt_tn/num/22/36.md

839 B

Arnona

Io dia anarana renirano. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 21:12.

Moa ve tsy naniraka lehilahy mba hiantso anao aho?

Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Balama tamin'ny fahataran'ny fahatongavany. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Nandefa lehilahy mba hiantso anao tokoa aho."

Nahoana ianao no tsy tonga teto amiko?

Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Balama tamin'ny fahataran'ny fahatongavany. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tokony tonga teto amiko ianao!"

Moa ve tsy afaka manome voninahitra anao aho?

Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hibedesana an'i Balama tamin'ny fahataran'ny fahatongavany. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Fantatrao tokoa fa afaka mandoa vola aminao amin'ny fankanesanao eto amiko aho."