plt_tn/num/22/09.md

20 lines
649 B
Markdown

# Tonga teo amin'i Balama Andriamanitra
"Niseho tamin'i Balama Andriamanitra"
# Iza ireo lehilahy izay tonga eto aminao ireo?
Mampiasa io fanontaniana io i Yaveh mba hampidirana vontoantin-dresaka vaovao. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Lazao Ahy ny momba ireo lehilahy izay tonga eo aminao ireo."
# Balaka...Zipora
Ireo dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.
# Indro, ny vahoaka...handroaka azy ireo
Mitanisa ny hafatra izay nalefan'i Balaka taminy indray i Balama. Jereo ny nandikanao ny ankamaroan'ireo andianteny ireo ao amin'ny 22:5.
# handroaka azy ireo
"hanala azy ireo"