# Tonga teo amin'i Balama Andriamanitra "Niseho tamin'i Balama Andriamanitra" # Iza ireo lehilahy izay tonga eto aminao ireo? Mampiasa io fanontaniana io i Yaveh mba hampidirana vontoantin-dresaka vaovao. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Lazao Ahy ny momba ireo lehilahy izay tonga eo aminao ireo." # Balaka...Zipora Ireo dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2. # Indro, ny vahoaka...handroaka azy ireo Mitanisa ny hafatra izay nalefan'i Balaka taminy indray i Balama. Jereo ny nandikanao ny ankamaroan'ireo andianteny ireo ao amin'ny 22:5. # handroaka azy ireo "hanala azy ireo"