plt_tn/num/21/08.md

477 B

Manaova bibilava

Satria tsy hain'i Mosesy atao ny manamboatra bibilava tena izy, dia midika io fa tokony hanao sarina bibilava izy. Io fampahalalana nazavaina io dia afaka atao mazava. DH: "Manaova sarina bibilava"

Izay rehetra voakaikitra

DH: "ny olona rehetra izay voakaikitry ny bibilava"

bibilava varahina

"bibilava vita amin'ny varahina"

raha nijery ilay bibilava varahina izy, dia velona

Eto ny hoe "izy" dia manondro "olona" izay voakaikitry ny bibilava.