plt_tn/num/21/08.md

16 lines
477 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Manaova bibilava
Satria tsy hain'i Mosesy atao ny manamboatra bibilava tena izy, dia midika io fa tokony hanao sarina bibilava izy. Io fampahalalana nazavaina io dia afaka atao mazava. DH: "Manaova sarina bibilava"
# Izay rehetra voakaikitra
DH: "ny olona rehetra izay voakaikitry ny bibilava"
# bibilava varahina
"bibilava vita amin'ny varahina"
# raha nijery ilay bibilava varahina izy, dia velona
Eto ny hoe "izy" dia manondro "olona" izay voakaikitry ny bibilava.