plt_tn/num/21/04.md

269 B

Nahoana izahay no nentinao niakatra hivoaka an'i Egypta mba ho faty aty an'efitra?

Mampiasa io fanontaniana io ny vahoaka mba hibedesana an'i Mosesy. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tsy tokony nandefa anay niala tao Egypta mba ho faty any an'efitra ianareo!"