# Nahoana izahay no nentinao niakatra hivoaka an'i Egypta mba ho faty aty an'efitra? Mampiasa io fanontaniana io ny vahoaka mba hibedesana an'i Mosesy. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Tsy tokony nandefa anay niala tao Egypta mba ho faty any an'efitra ianareo!"