plt_tn/num/21/01.md

755 B

niady tamin'Israely izy

Eto ny hoe "niady" dia midika fa niady ny tafiny. DH: "niady tamin'ny Israely ny tafiny"

Nivoady...Israely

Io dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "Nivoady ny vahoakan'Israely" na "Nanao voady ireo Israelita"

Nihaino ny feon'Israely

Eto ny hoe "nihaino" dia midika fa nanao araka izay nangatahin'izy ireo i Yaveh. DH: "nanao izay nangatahan'ny Israely"

ny feon'Israely

Eto ny hoe "feo'' dia sarinteny izay manondro ny fangatahan'izy ireo. DH: "izay nangatahan'ny Israely"

Nopotehin'izy ireo tanteraka izy ireo sy ny tanànany

"Nandringana tanteraka ny tafika Kananita sy ny tanànan'izy ireo ny vahoakan'Israely"

Nantsoina hoe Horma izany toerana izany

DH: "Nantsoin'izy ireo hoe Horma izany toerana izany"