# niady tamin'Israely izy Eto ny hoe "niady" dia midika fa niady ny tafiny. DH: "niady tamin'ny Israely ny tafiny" # Nivoady...Israely Io dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "Nivoady ny vahoakan'Israely" na "Nanao voady ireo Israelita" # Nihaino ny feon'Israely Eto ny hoe "nihaino" dia midika fa nanao araka izay nangatahin'izy ireo i Yaveh. DH: "nanao izay nangatahan'ny Israely" # ny feon'Israely Eto ny hoe "feo'' dia sarinteny izay manondro ny fangatahan'izy ireo. DH: "izay nangatahan'ny Israely" # Nopotehin'izy ireo tanteraka izy ireo sy ny tanànany "Nandringana tanteraka ny tafika Kananita sy ny tanànan'izy ireo ny vahoakan'Israely" # Nantsoina hoe Horma izany toerana izany DH: "Nantsoin'izy ireo hoe Horma izany toerana izany"