plt_tn/num/19/14.md

397 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny hevitry ny hoe "maloto'' dia manambara ny hoe tsy eken'Andriamanitra na tsy mifanaraka amin'ny tokony ampiasaina.

Ny fitoeran-javatra misokatra rehetra tsy misy fonony dia haloto

DH: "Ireo fitoeran-javatra misokatra dia haloto hatrany raha tsy hoe misy sarony ireo"

olona izay matin-tsabatra

DH: "ny olona izay novonoin'olon-kafa tamin-tsabatra"