plt_tn/num/19/14.md

12 lines
397 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny hevitry ny hoe "maloto'' dia manambara ny hoe tsy eken'Andriamanitra na tsy mifanaraka amin'ny tokony ampiasaina.
# Ny fitoeran-javatra misokatra rehetra tsy misy fonony dia haloto
DH: "Ireo fitoeran-javatra misokatra dia haloto hatrany raha tsy hoe misy sarony ireo"
# olona izay matin-tsabatra
DH: "ny olona izay novonoin'olon-kafa tamin-tsabatra"