plt_tn/num/18/17.md

645 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'i Arona Andriamanitra.

Aoka hamafy ny ràn'ireny

Ny hoe tsy maintsy mamono ireo biby voalohany dia afaka ambara mazava. DH: "Tsy maintsy mamono ireo sy mamafy ny ràn'izany ianao"

natao tamin'ny afo

DH: "izay nataonao tamin'ny afo" na "izay nodoranao tamin'ny afo teo amin'ny alitara"

hanitra ankasitrahan'i Yaveh

Ny fankasitrahan'ny Tompo ny hanitra dia manambara ny fankasitrahany ny olona izay mandoro ny fanatitra. DH: "ary hankasitraka anao i Yaveh"

ny tratra sy ny fe ankavanana nasandratra

DH: "ny tratra sy ny fe ankavanana izay asandratrao ho fanomezana ho Ahy"