# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Arona Andriamanitra. # Aoka hamafy ny ràn'ireny Ny hoe tsy maintsy mamono ireo biby voalohany dia afaka ambara mazava. DH: "Tsy maintsy mamono ireo sy mamafy ny ràn'izany ianao" # natao tamin'ny afo DH: "izay nataonao tamin'ny afo" na "izay nodoranao tamin'ny afo teo amin'ny alitara" # hanitra ankasitrahan'i Yaveh Ny fankasitrahan'ny Tompo ny hanitra dia manambara ny fankasitrahany ny olona izay mandoro ny fanatitra. DH: "ary hankasitraka anao i Yaveh" # ny tratra sy ny fe ankavanana nasandratra DH: "ny tratra sy ny fe ankavanana izay asandratrao ho fanomezana ho Ahy"