20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy miresaka amin'i Arona i Yaveh.
|
|
|
|
# Aoka hanompo anao sy ny lay manontolo izy ireo...Aoka hamonjy anao izy ireo
|
|
|
|
Ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpikambana ao amin'ny fokon'i Levy; ary ny teny hoe ''ianao" dia manondro an'i Arona.
|
|
|
|
# fa raha tsy izany dia ho faty izy ireo sy ianareo koa
|
|
|
|
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro izay mpikambana ao amin'ny fokon'i Levy izay "manatona zavatra ao amin'ny fitoerana masina"; ary ny teny hoe "ianareo" dia manondro an'i Arona sy ireo Levita rehetra izay manompo amin'ny andraikitra nankatoavina.
|
|
|
|
# Aoka tsy hanatona eo akaikinareo...Aoka ianareo handray andraikitra
|
|
|
|
Eto ny hoe "ianareo" dia manondro an'i Arona sy ireo Levita rehetra.
|
|
|
|
# mba tsy hiavian'ny fahatezerako eo amin'ireo zanak'Israely indray
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) manambara ny hatezeran'Andriamanitra fatratra amin'ny vahoakany izany. DH: "mba tsy ho lasa tezitra mafy amin'ny vahoakan'Israely indray Aho" na 2) manambara ny fanasazian'Andriamanitra azy ireo noho ny hatezerany izany. DH: "mba tsy hanasazy ny vahoakan'Israely indray Aho"
|