plt_tn/num/16/44.md

12 lines
561 B
Markdown

# mba hahafahako mandevona azy ireo
Resahin'Andriamanitra toy ny hoe hihinana azy ireo ny fandringanana azy ireo. DH: "mba ahafahako mandringana azy ireo" na "ary handringana azy ireo Aho"
# nampiondrika ny tavany tamin'ny tany
Io dia manambara fa nanetry tena teo anatrehan'Andriamanitra i Mosesy sy Arona.
# tonga avy amin'i Yaveh ny fahatezerana
Ny fahatongavan'ny hatezerana avy amin'Andriamanitra dia manambara ny fanehoan'Andriamanitra ny hatezerany. DH: "Maneho ny hatezerany i Yaveh" na "tezitra mafy i Yaveh ary nanao zavatra araka ny hatezerany"