plt_tn/num/16/44.md

561 B

mba hahafahako mandevona azy ireo

Resahin'Andriamanitra toy ny hoe hihinana azy ireo ny fandringanana azy ireo. DH: "mba ahafahako mandringana azy ireo" na "ary handringana azy ireo Aho"

nampiondrika ny tavany tamin'ny tany

Io dia manambara fa nanetry tena teo anatrehan'Andriamanitra i Mosesy sy Arona.

tonga avy amin'i Yaveh ny fahatezerana

Ny fahatongavan'ny hatezerana avy amin'Andriamanitra dia manambara ny fanehoan'Andriamanitra ny hatezerany. DH: "Maneho ny hatezerany i Yaveh" na "tezitra mafy i Yaveh ary nanao zavatra araka ny hatezerany"