plt_tn/num/15/22.md

20 lines
810 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza amin'i Mosesy izay tsy maintsy ho lazainy amin'ny vahoaka Andriamanitra.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny teny hoe "ianareo" dia manondro ny vahoaka Israelita.
# mba hamokatra hanitra manim-pofona ho an'i Yaveh
"mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny mpanompo mahafatra-po izay manolotra sorona dia resahina toy ny hoe mankasitraka ny hanitra manim-pofo avy amin'ny sorona Andriamanitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fanolorana izany"
# tsy maintsy anaovana fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina
DH: "tsy maintsy manao fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina ianareo"
# araka ny nandidiana tamin'ireo didy
DH: "araka ny andidian'ny didy" na "araka ny nandidiako anareo fony nanao didy Aho"