# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza amin'i Mosesy izay tsy maintsy ho lazainy amin'ny vahoaka Andriamanitra. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny teny hoe "ianareo" dia manondro ny vahoaka Israelita. # mba hamokatra hanitra manim-pofona ho an'i Yaveh "mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny mpanompo mahafatra-po izay manolotra sorona dia resahina toy ny hoe mankasitraka ny hanitra manim-pofo avy amin'ny sorona Andriamanitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fanolorana izany" # tsy maintsy anaovana fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina DH: "tsy maintsy manao fanatitra hohanina sy fanatitra sotroina ianareo" # araka ny nandidiana tamin'ireo didy DH: "araka ny andidian'ny didy" na "araka ny nandidiako anareo fony nanao didy Aho"