plt_tn/num/15/08.md

625 B

ampahatelon'ny efaha

Afaka mandika izany amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao ianao. DH: "enina litatra sy tapany"

antsasaky ny hina

Afaka mandika izany amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao ianao. DH: "roa litatra"

vita amin'ny afo

DH: "izay nodoranareo teo amin'ny alitara"

mba hamokatra hanitra manim-pofona ho an'i Yaveh

"mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny mpanompo mahafatra-po izay manolotra sorona dia resahina toy ny hoe mankasitraka ny hanitra manim-pofo avy amin'ny sorona Andriamanitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fanolorana izany"