plt_tn/num/15/08.md

16 lines
625 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ampahatelon'ny efaha
Afaka mandika izany amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao ianao. DH: "enina litatra sy tapany"
# antsasaky ny hina
Afaka mandika izany amin'ny fandrefesana amin'izao fotoana izao ianao. DH: "roa litatra"
# vita amin'ny afo
DH: "izay nodoranareo teo amin'ny alitara"
# mba hamokatra hanitra manim-pofona ho an'i Yaveh
"mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny mpanompo mahafatra-po izay manolotra sorona dia resahina toy ny hoe mankasitraka ny hanitra manim-pofo avy amin'ny sorona Andriamanitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fanolorana izany"