plt_tn/num/13/01.md

369 B

izay nomeko

Nanapa-kevitra Andriamanitra fa ho an'ny vahoakan'Israely ny tany Kanana, nefa tsy mbola nifindra tao amin'izany izy ireo. DH: "izay efa nanapahako hevitra fa homena" na "izay efa homeko tsy ho ela"

Ny lehilahy tsirairay dia tsy maintsy mpitarika eo amin'izy ireo

"Ny lehilahy tsirairay izay nalefanao dia tsy maintsy ho mpitarika eo amin'ny fokony"