plt_tn/num/13/01.md

8 lines
369 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay nomeko
Nanapa-kevitra Andriamanitra fa ho an'ny vahoakan'Israely ny tany Kanana, nefa tsy mbola nifindra tao amin'izany izy ireo. DH: "izay efa nanapahako hevitra fa homena" na "izay efa homeko tsy ho ela"
# Ny lehilahy tsirairay dia tsy maintsy mpitarika eo amin'izy ireo
"Ny lehilahy tsirairay izay nalefanao dia tsy maintsy ho mpitarika eo amin'ny fokony"