plt_tn/num/10/01.md

8 lines
333 B
Markdown

# Manaova trompetra volafotsy roa
Midika izany fa nandidy an'i Mosesy mba haniraka olona hanamboatra ny trompetra i Yaveh. Fa tsy izy no nanao ireo. DH: "Lazao ny olona mba hanao trompetra volafotsy roa"
# Tsy maintsy mampiasa ireo trompetra ianao
Tsy hitsoka ireo trompetra i Mosesy, fa handidy ireo mpisorona hitsoka izany izy.