# Manaova trompetra volafotsy roa Midika izany fa nandidy an'i Mosesy mba haniraka olona hanamboatra ny trompetra i Yaveh. Fa tsy izy no nanao ireo. DH: "Lazao ny olona mba hanao trompetra volafotsy roa" # Tsy maintsy mampiasa ireo trompetra ianao Tsy hitsoka ireo trompetra i Mosesy, fa handidy ireo mpisorona hitsoka izany izy.