plt_tn/num/08/07.md

621 B

mba hanadiovana azy ireo

Eto ny hoe "azy ireo" dia manondro ireo Levita.

Afafazo eo amin'izy ireo ny ranon'ny fanavotana

Ny famafazan'i Mosesy rano eo amin'izy ireo dia famantarana ny fanavotana azy ireo.

manasa ny fitafiany

Tokony hanasa ny fitafian'izy ireo ny Levita. Afaka manazava izany fampahalalana izany ianao. DH: "dia asaivo manasa ny fitafiany izy ireo"

vantotr'ombilahy sy fanatitra voa

Rehefa takiana mba ampanarahina izany matetika ny fanatitra vantotr'ombilahy, ny fanatitra hohanina.

vita amin'ny koba tsara toto mifangaro menaka

DH: "vita amin'ny koba izay nafangaro tamin'ny menaka"