plt_tn/num/08/07.md

20 lines
621 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mba hanadiovana azy ireo
Eto ny hoe "azy ireo" dia manondro ireo Levita.
# Afafazo eo amin'izy ireo ny ranon'ny fanavotana
Ny famafazan'i Mosesy rano eo amin'izy ireo dia famantarana ny fanavotana azy ireo.
# manasa ny fitafiany
Tokony hanasa ny fitafian'izy ireo ny Levita. Afaka manazava izany fampahalalana izany ianao. DH: "dia asaivo manasa ny fitafiany izy ireo"
# vantotr'ombilahy sy fanatitra voa
Rehefa takiana mba ampanarahina izany matetika ny fanatitra vantotr'ombilahy, ny fanatitra hohanina.
# vita amin'ny koba tsara toto mifangaro menaka
DH: "vita amin'ny koba izay nafangaro tamin'ny menaka"