plt_tn/num/06/21.md

949 B

ny fitokanany

Eto ny hoe "fitokanana" dia midika hoe "fanolorana". Io anarana io ihany koa dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "ny fanoloran-tenany" na "mba hanolorany tena ho an'i Yaveh"

Na inona na inona zavatra hafa mety omeny

Io dia manondro ny Nazirita izay nanapa-kevitra ny hanome fanatitra hafa ankoatra izay nandidiana azy mba homeny. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "Raha manapa-kevitra ny hanome fanatitra fanampiny izy"

aoka hitandrina ireo adidin'ny voady nataony izy

"tsy maintsy mankatoa ireo takian'ny voady nataony hatrany izy"

aoka hitandrina ireo adidin'ny...mba hitàna ny fampanantenana lazain'ny lalàna ho an'ny Nazirita

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanindriana fa tsy maintsy mankatoa ireo adidin'ny voadiny izy.

lazain'ny lalàna ho an'ny Nazirita

DH: "ny fampantenana izay tondroin'ny lalàn'ny Nazirita"