20 lines
949 B
Markdown
20 lines
949 B
Markdown
|
# ny fitokanany
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "fitokanana" dia midika hoe "fanolorana". Io anarana io ihany koa dia afaka ambara amin'ny matoanteny. DH: "ny fanoloran-tenany" na "mba hanolorany tena ho an'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# Na inona na inona zavatra hafa mety omeny
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny Nazirita izay nanapa-kevitra ny hanome fanatitra hafa ankoatra izay nandidiana azy mba homeny. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "Raha manapa-kevitra ny hanome fanatitra fanampiny izy"
|
||
|
|
||
|
# aoka hitandrina ireo adidin'ny voady nataony izy
|
||
|
|
||
|
"tsy maintsy mankatoa ireo takian'ny voady nataony hatrany izy"
|
||
|
|
||
|
# aoka hitandrina ireo adidin'ny...mba hitàna ny fampanantenana lazain'ny lalàna ho an'ny Nazirita
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanindriana fa tsy maintsy mankatoa ireo adidin'ny voadiny izy.
|
||
|
|
||
|
# lazain'ny lalàna ho an'ny Nazirita
|
||
|
|
||
|
DH: "ny fampantenana izay tondroin'ny lalàn'ny Nazirita"
|