plt_tn/num/04/17.md

16 lines
649 B
Markdown

# Kehatita
Io dia manondro ireo taranak'i Kehata. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:27 io anaran-dehilahy io.
# alàna eo amin'ireo Levita
Io andianteny io dia manondro ny fahafatesan'ireo Kehatita. DH: "manao izay rehetra mahatonga Ahy hanala tanteraka azy ireo eo amin'ireo Levita"
# amin'ny alalan'ny fanaovana izao
Io andianteny io dia manondro izay holazain'i Yaveh manaraka. Hiaro ireo Kehatita amin'ny famelana azy ireo hiditra sy hijery ny fitoerana masina i Mosesy.
# amin'ny asany avy, amin'ny andraikiny manokana
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanasongadinana.