plt_tn/num/04/17.md

649 B

Kehatita

Io dia manondro ireo taranak'i Kehata. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:27 io anaran-dehilahy io.

alàna eo amin'ireo Levita

Io andianteny io dia manondro ny fahafatesan'ireo Kehatita. DH: "manao izay rehetra mahatonga Ahy hanala tanteraka azy ireo eo amin'ireo Levita"

amin'ny alalan'ny fanaovana izao

Io andianteny io dia manondro izay holazain'i Yaveh manaraka. Hiaro ireo Kehatita amin'ny famelana azy ireo hiditra sy hijery ny fitoerana masina i Mosesy.

amin'ny asany avy, amin'ny andraikiny manokana

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanasongadinana.