plt_tn/num/01/51.md

16 lines
335 B
Markdown

# Rehefa tokony atsangana ny tabernakely
DH: "Rehefa fotoana tokony hananganana ny tabernakely"
# Izay olon-kafa...dia tsy maintsy ho faty
DH: "Izay olon-kafa...dia tsy maintsy maty" na "Tsy maintsy vonoinareo izay olon-kafa manakaiky ny tabernakely"
# ny faneva
"saina lehibe"
# vondrony mitam-piadiana
"ny vondro-miaramilany"