# Rehefa tokony atsangana ny tabernakely DH: "Rehefa fotoana tokony hananganana ny tabernakely" # Izay olon-kafa...dia tsy maintsy ho faty DH: "Izay olon-kafa...dia tsy maintsy maty" na "Tsy maintsy vonoinareo izay olon-kafa manakaiky ny tabernakely" # ny faneva "saina lehibe" # vondrony mitam-piadiana "ny vondro-miaramilany"