plt_tn/neh/09/23.md

580 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

Nataonao ... ny zanak'izy ireo

Nataon'i Yaveh ... ny taranak'ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy

Nomenao ireo mba ho eo an-tanan'izy ireo

Ireo Kananita eto dia resahina toy ny zavatra kely izay afaka atolotry ny olona eny am-pelatanan'ny olona iray hafa. Manome zavatra eny am-pelatanan'ny olona iray ka hananan'izany olona izany fahefana feno amin'ilay zavatra. DH: "nahatonga ireo Israelita hanana fahefana feno eo amin'izy ireo"