# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # Nataonao ... ny zanak'izy ireo Nataon'i Yaveh ... ny taranak'ireo Israelita tamin'ny andron'i Mosesy # Nomenao ireo mba ho eo an-tanan'izy ireo Ireo Kananita eto dia resahina toy ny zavatra kely izay afaka atolotry ny olona eny am-pelatanan'ny olona iray hafa. Manome zavatra eny am-pelatanan'ny olona iray ka hananan'izany olona izany fahefana feno amin'ilay zavatra. DH: "nahatonga ireo Israelita hanana fahefana feno eo amin'izy ireo"