20 lines
489 B
Markdown
20 lines
489 B
Markdown
# Nanontany Azy indray Pilato hoe
|
|
|
|
"Nanontany an'i Jesosy indray Pilato hoe"
|
|
|
|
# Tsy manome valin-teny va Ianao
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "Manana valin-teny va Ianao"
|
|
|
|
# Jereo ny habetsaky ny fiampangana entin'izy ireo manohitra Anao!
|
|
|
|
Afaka atao hoe: "Mitondra fiampangana maro manohitra Anao izy ireo!"
|
|
|
|
# Jereo
|
|
|
|
"Henoy." Io dia teny ampiasaina mba hisarihana an'i Jesosy amin'ireo fiampangana manohitra Azy.
|
|
|
|
# nahagaga azy izany
|
|
|
|
Gaga i Pilato fa tsy namaly i Jesosy mba ho fiarovana ny tenany.
|