489 B
489 B
Nanontany Azy indray Pilato hoe
"Nanontany an'i Jesosy indray Pilato hoe"
Tsy manome valin-teny va Ianao
Afaka atao hoe: "Manana valin-teny va Ianao"
Jereo ny habetsaky ny fiampangana entin'izy ireo manohitra Anao!
Afaka atao hoe: "Mitondra fiampangana maro manohitra Anao izy ireo!"
Jereo
"Henoy." Io dia teny ampiasaina mba hisarihana an'i Jesosy amin'ireo fiampangana manohitra Azy.
nahagaga azy izany
Gaga i Pilato fa tsy namaly i Jesosy mba ho fiarovana ny tenany.