plt_tn/mrk/12/10.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Io soratra masina io dia efa voasoratra efa hatry ny ela tao amin'ny tenin'Andriamanitra.
# Tsy novakianareo angaha izao Soratra Masina izao?
Jesosy dia mampatsiahy andinin'ny soratra masina amin'ny olona. Mampiasa fanontaniana izay tsy mila valiana Izy mba hibedesana azy ireo. DH: "Efa novakianareo tokoa io soratra masina io" na "Tokony ho tadidinareo io soratra masina io."
# no natao vato fehizoro
Afaka atao hoe: "Ny Tompo no natao vato fehizoro"
# Avy tamin'ny Tompo izany
"Ny Tompo no nanao izany"
# ary dia mahagaga eo imasontsika
Eto ny "eo imasontsika" dia maneho ny fahitana, izay hevitra ambadiky ny fanehoan-kevitra. DH: "ary nahita izany izahay ary nieritreritra fa mahagaga izany" na "ary hitanay fa mahagaga izany"
# Nitady ny hisamborana an'i Jesosy izy ireo
"Izy ireo" dia maneho an'ireo lohan'ny mpisorona, ireo mpanora-dalàna, ary ireo loholona. Io vondrona io dia azo hilazana ireo "Mpitarika Jiosy"
# Nitady ny
"te-"
# saingy natahotra ny vahoaka izy ireo
Natahotra izay mety ho ataon'ny vahoaka izy ireo raha misambotra an'i Jesosy izy ireo. DH: "fa izy ireo dia natahotra izay mety ho ataon'ireo vahoaka azy ireo"
# fa hanoherana azy ireo
"hiampangana azy ireo"