plt_tn/mrk/12/10.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Io soratra masina io dia efa voasoratra efa hatry ny ela tao amin'ny tenin'Andriamanitra.

Tsy novakianareo angaha izao Soratra Masina izao?

Jesosy dia mampatsiahy andinin'ny soratra masina amin'ny olona. Mampiasa fanontaniana izay tsy mila valiana Izy mba hibedesana azy ireo. DH: "Efa novakianareo tokoa io soratra masina io" na "Tokony ho tadidinareo io soratra masina io."

no natao vato fehizoro

Afaka atao hoe: "Ny Tompo no natao vato fehizoro"

Avy tamin'ny Tompo izany

"Ny Tompo no nanao izany"

ary dia mahagaga eo imasontsika

Eto ny "eo imasontsika" dia maneho ny fahitana, izay hevitra ambadiky ny fanehoan-kevitra. DH: "ary nahita izany izahay ary nieritreritra fa mahagaga izany" na "ary hitanay fa mahagaga izany"

Nitady ny hisamborana an'i Jesosy izy ireo

"Izy ireo" dia maneho an'ireo lohan'ny mpisorona, ireo mpanora-dalàna, ary ireo loholona. Io vondrona io dia azo hilazana ireo "Mpitarika Jiosy"

Nitady ny

"te-"

saingy natahotra ny vahoaka izy ireo

Natahotra izay mety ho ataon'ny vahoaka izy ireo raha misambotra an'i Jesosy izy ireo. DH: "fa izy ireo dia natahotra izay mety ho ataon'ireo vahoaka azy ireo"

fa hanoherana azy ireo

"hiampangana azy ireo"