plt_tn/mrk/11/13.md

634 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Niseho izany raha mbola nihazo nankany Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany.

tsy nahita na inona na inona afa tsy ravina fotsiny

DH: "tsy nahita voankazo teo amin'ilay hazo Izy fa ravina fotsiny"

taom-pamoazana

"vanim-potoana"

Ary Izy niteny tamin'izany hoe: "Tsy hisy hihinana ny voa avy aminao intsony mandrakizay

Jesosy dia miteny amin'ilay hazo ary manozona izany. Niteny toy izany Izy mba handrenesan'ireo mpianany Azy.

Izy niteny tamin'izany hoe

"Izy niteny tamin'ilay hazo hoe"

Ary ny mpianany nandre izany

Ny "izany" dia maneho ny tenin'i Jesosy tamin'ilay hazon'aviavy.