plt_tn/mrk/11/13.md

24 lines
634 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Niseho izany raha mbola nihazo nankany Jerosalema Jesosy sy ireo mpianany.
# tsy nahita na inona na inona afa tsy ravina fotsiny
DH: "tsy nahita voankazo teo amin'ilay hazo Izy fa ravina fotsiny"
# taom-pamoazana
"vanim-potoana"
# Ary Izy niteny tamin'izany hoe: "Tsy hisy hihinana ny voa avy aminao intsony mandrakizay
Jesosy dia miteny amin'ilay hazo ary manozona izany. Niteny toy izany Izy mba handrenesan'ireo mpianany Azy.
# Izy niteny tamin'izany hoe
"Izy niteny tamin'ilay hazo hoe"
# Ary ny mpianany nandre izany
Ny "izany" dia maneho ny tenin'i Jesosy tamin'ilay hazon'aviavy.