plt_tn/mrk/05/14.md

514 B

tao an-tanàna sy tany ambanivohitra

Afaka soratana mazava fa ilay lehilahy no nanome ny olona tao amin'ny tanàna sy tany ambanivohitra ny tatitr'izy ireo. DH: "ho an'ny olona tao an-tanàna sy ny tany ambanivohitra"

ny legiona

Anaran'ireo demonia izay tao amin'ilay lehilahy. Jereo ny dikan-teninao tao amin'ny 5:9

vory saina

Fomba fiteny izay midika fa mazava tsara ny fieritreretany.

natahotra izy ireo

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ny vondron'olona izay nivoaka mba hijery izay nitranga.