# tao an-tanàna sy tany ambanivohitra Afaka soratana mazava fa ilay lehilahy no nanome ny olona tao amin'ny tanàna sy tany ambanivohitra ny tatitr'izy ireo. DH: "ho an'ny olona tao an-tanàna sy ny tany ambanivohitra" # ny legiona Anaran'ireo demonia izay tao amin'ilay lehilahy. Jereo ny dikan-teninao tao amin'ny 5:9 # vory saina Fomba fiteny izay midika fa mazava tsara ny fieritreretany. # natahotra izy ireo Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ny vondron'olona izay nivoaka mba hijery izay nitranga.