plt_tn/mrk/03/07.md

464 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy nanohy nanasitrana olona tahaka ny fanarahan'ny vahoaka maro Azy rehefa te-handeha Izy.

ranomasina

Maneho ny Ranomasin'i Galilia izany

Edoma

Faritra io, fantatra taloha hoe Edoma, nameno ny antsasaky ny faritra atsimon'ny faritanin'i Jodia.

ireo zavatra nataony izy ireo

Maneho ireo fahagagana nataon'i Jesosy. DH: "fahagagana lehibe izay nataon'i Jesosy"

nankeo aminy

"nankeo amin'izay misy an'i Jesosy"