# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy nanohy nanasitrana olona tahaka ny fanarahan'ny vahoaka maro Azy rehefa te-handeha Izy. # ranomasina Maneho ny Ranomasin'i Galilia izany # Edoma Faritra io, fantatra taloha hoe Edoma, nameno ny antsasaky ny faritra atsimon'ny faritanin'i Jodia. # ireo zavatra nataony izy ireo Maneho ireo fahagagana nataon'i Jesosy. DH: "fahagagana lehibe izay nataon'i Jesosy" # nankeo aminy "nankeo amin'izay misy an'i Jesosy"