32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Io dia manohy ny fitorian'Andriamanitra manohitra ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# Ry oloko, inona no nataoko anao? Ahoana no nandrerahako anao? Mijoroa vavolombelona hanohitra Ahy!
|
|
|
|
Andriamanitra dia mampiasa io fanontaniana io mba hanamafisana fa Izy dia Andriamanitra tsara, ary tsy nanao zavatra nahatonga ny olona hitsahatra amin'ny fanompoana Azy Izy. DH: "Ry oloko, tsara teo aminareo Aho. Tsy nanao zavatra hankahalanareo Ahy Aho. Raha hoy ianareo hoe efa nanao izany Aho, dia mijoroa vavolombelona manohitra Ahy ankehitriny."
|
|
|
|
# trano fanandevozana
|
|
|
|
DH: "Toerana izay naha-andevo anareo"
|
|
|
|
# tsarovy
|
|
|
|
"tadidio"
|
|
|
|
# Balaka mpanjakan'i Moaba, sy ny fomba namalian'i Balama zanak'i Beora azy
|
|
|
|
Io dia manondro ny fotoana efa lasa izay nanakaraman'i Balaka Mpanjaka an'i Balama mba hanozona ny vahoakan'Israely. Na izany aza, dia ny hitahy ireo vahoaka ihany no namelàn'Andriamanitra an'i Balama.
|
|
|
|
# Beora
|
|
|
|
Io dia anaran'ny rain'i Balama.
|
|
|
|
# Sitima
|
|
|
|
Io dia anaran-tanana iray any Moaba.
|
|
|
|
# mba hahafahanao mahafantatra ny asa-marin'i Yaveh
|
|
|
|
"Mba hahatsiarovana hoe iza moa Aho, sy ny zavatra nataoko ho anao"
|