plt_tn/mat/26/47.md

24 lines
740 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no fanombohan'ny tantara izay namadihan'i Jodasy an'i Jesosy sy nisamboran'ireo mpitarika fivavahana Azy.
# Raha mbola niteny Izy
"Raha mbola niteny i Jesosy"
# langilangy
Tapaka hazo lava hikapohana olona.
# Ary ... Sambory Izy
Eto ny teny hoe "Ary" dia ampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia milaza fampahafantarana fohifohy momba an'i Jodasy sy ny famantarana nokasainy hampiasaina mba hamadihana an'i Jesosy.
# manao hoe: "Izay horohako, no Izy. Sambory Izy."
Io dia azao adika tsy mivantana. DH: "nilaza fa izay horohany no ilay iray izay tokony ho samborin'izy ireo"
# horohako
Fomba feno haja hiarahabana ny mpampianatry ny olona iray io.