# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fanombohan'ny tantara izay namadihan'i Jodasy an'i Jesosy sy nisamboran'ireo mpitarika fivavahana Azy. # Raha mbola niteny Izy "Raha mbola niteny i Jesosy" # langilangy Tapaka hazo lava hikapohana olona. # Ary ... Sambory Izy Eto ny teny hoe "Ary" dia ampiasaina mba hanamarika fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia milaza fampahafantarana fohifohy momba an'i Jodasy sy ny famantarana nokasainy hampiasaina mba hamadihana an'i Jesosy. # manao hoe: "Izay horohako, no Izy. Sambory Izy." Io dia azao adika tsy mivantana. DH: "nilaza fa izay horohany no ilay iray izay tokony ho samborin'izy ireo" # horohako Fomba feno haja hiarahabana ny mpampianatry ny olona iray io.