plt_tn/mat/26/23.md

732 B

Zanak'Olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

Handeha

Eto ny "handeha" dia fomba mihaja ilazana hoe ho faty. DH: "handeha ho any amin'ny fahafatesany" na "ho faty"

araka izay efa voasoratra momba Azy

Azo atao hoe DH: "araka izay nosoratan'ireo mpaminany momba Azy ao amin'ny soratra masina"

Izaho ve izany, Raby o?

"Raby, izaho ve ilay iray izay hamadika Anao?" Mety ho nampiasa fanontaniana tsy valiana i Jodasy mba handavana fa izy ilay iray izay hamadika an'i Jesosy. DH: "Raby, tsy mba izaho mihitsy ilay iray izay hamadika Anao"

Voalazanao

Io dia fomba fiteny izay ampiasain'i Jesosy mba hidika hoe "eny" kanefa tsy dia mazava tsara ny tena heviny. DH: "Voalazanao izany" na "Efa manaiky izany ianao"