plt_tn/mat/25/31.md

847 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manomboka milaza amin'izy ireo ny fomba hitsarany ny olona rehefa miverina amin'ny fara-andro i Jesosy.

ny Zanak'Olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

Ary ny firenena rehetra dia hangonina eo anatrehany

Azo atao hoe DH: "Hangoniny eo anatrehany ireo firenena rehetra"

eo anatrehany

"eo anoloany"

ny firenena rehetra

Eto ny "firenena" dia ilazana ny olona. DH: "ireo olona rehetra avy amin'ny firenena rehetra.

tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin'ny osy

Mampiasa fampitahana i Jesosy mba hamaritana ny fomba hanavahany ny olona.

Hametraka ny ondry ho eo ankavanany izy, fa ny osy eo ankaviany

Io dia sarin-teny izay midika fa ny Zanak'Olona dia hanavaka ny olona rehetra. Hametraka ireo olo-marina eo amin'ny ankavanany Izy, ary hametraka ireo mpanota eo ankaviany.