plt_tn/mat/24/45.md

16 lines
717 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana momba ny tompo sy mpanompo i Jesosy mba hampisehoana fa tokony ho vonona amin'ny fiverenany ireo mpianany.
# Koa iza moa ilay mpanompo mahatoky sy hendry izay notenendren'ny tompony ... fotoana mety?
Mampiasa an'io fanontaniana io i Jesosy mba hampisainana ireo mpianany. DH: "Koa iza no mpanompo mahatoky sy hendry? Izy no ilay iray izay ... fotoana mety" na "Manaova toy ilay mpanompo mahatoky sady hendry, izay ... fotoana mety:
# hanomezana azy ireo ny sakafon'izy ireo
"manome ny sakafon'ireo olona ao an-tranon'ilay tompo"
# Lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.